Ombon-kevitry ny fikambanam-behivavy

 

Ho amin’ny

aorian’ny fifidianana

Izahay fikambanam-behivavy izay manao sonia etsy ambany, dia

©  Mivoy hatrany ny fanondrotana ny fitovian-jo eo amin’ny vehivavy sy ny lehilahy ;

©  Resy lahatra fa izany fitovian-jo izany dia andry iray iankinan’ny fanorenana demokrasia marina, izay iorenan’ny fampandrosana mirindra.

Noho izany, eo anatrehan’ny fifidianana izay hotanterahina ny 20 desambra 2013, dia manome toky fa :

©  Hanara-maso ny fanatanterahana ny fanamby nataon’izay ho voafidy Filohan’ny Repoblika, araka ny Fanambarana ho Fitovian-jo ny lehilahy sy ny vehivavy nosoniaviny ;

©  Hiezaka hanao izay hahavoafidy vehivavy maro ao amin’ny Antenimieram-pirenena, mba ho ampy isa ireo ka ho afaka hampandroso ny fitovian-jon’ny vehivavy sy ny lehilahy ;

©  Hanome ny vehivavy izay voafidy depiote, amin’ny sehatra izay manavanana ny Fikambanana, ny tohana teknika rehetra ilainy. Izany dia amin’ny alalan’ny volavolan-dalàna izay tokony ho refetina, hovoizina na hampandaniana ;

©  Hitondra ny anjara birikiny, hanangana fiarahamonim-pirenena matanjaka, izay hitondra hevitra sy hanampy ny fitondrana mpanatanteraka sy mpanao lalàna, mba hampihatra ny lalàna izay mampandroso ny fitovian-jo eo amin’ny vehivavy sy ny lehilahy.

Natao teto Antananarivo, androany 17 desambra 2013

–          Noasilalaonomenjanahary, Présidente de la Plate-forme Nationale Femme, Développement Durable et Sécurité Alimentaire

–          Razafinjato Fela Mijoro, Présidente Nationale de l’Association des Femmes handicapées de Madagascar

–          Vaohita Colette, Gender Links

–          Ranjalandisoa, IMAFI Madagascar Fivoarana

–          Rabemananjara Lalaharinoro, Présidente V.T.T

–          Raherisoa Vololona Victorine, Femme candidate

–          Rakotoniaina Isabelle, Présidente des Gasy Mivondrona

–          Ratahiriarivony Jocelyne, FVMM Fivondronan’ny Vahoaka Madinika Miavo-tena, Filohan’ny Sampana Vehivavy Nasionaly

–          Ratsimbazafy Claudine, Hetsiky ny olom-pirenena Zakatsika

–          Andrianavalosoahendry Rosamonde

–          Rasoanaivo Hanitrarivo

–          Rakotomalala Iolisoa, Association Fanantenana Antanifotsy

–          Rahantaharivololomampionona Sandra, Association Malagasy Tia Tanindrazana

–          Me Randrianjafinony Solange, Association Malagasy Sahy sy Mijoro

–          Andrianasolo Vololomalalanirina, Présidente de l’Association Femme et Developpement, candidate n°17 Ambohidratrimo

–          Solonirina, Candidate 4ème arrondissement, n°9

–          ALICE, FDM (Femmes Démocrates Malagasy), Présidente, candidate au IIIème arrondissement

–          Ranaivoarimanana Solon’aina Lydia, Candidate 3ème Arrondissement, n°5, Parti Matita

–          Rasoaniaina Malalatiana, Présidente Nationale Femme (M.F.M. Candidate législative d’Atsimondrano)

–          Raharisoavololona Eléonore Matita

–          Annick Beantanana, Appel Association

–          Ravelojaona Jocelyne, « Zakatsika Solidarités »

–          Razafindriaka Bénie Vonjy, membre bureau Simiralenta, Réseau Genre

–          Elyane Armand Nirinimanana, Membre Miralenta Indépendante

–          Raholiharisoa Razoelinoro, FIMPIFAA, Vice Présidente

–          Dr Raharisoa Veromanitra, Association des Médecins visiteurs

–          Ramakavelo Chateaux Hanta, ONG Tsiry

–          Ratsivalaka Michelle, Association AFLA

–          Mbolatiana Andrianarimanana, Ampela Manao Politika

–          Solofonirina Lucie, Atoko AVANA

–          Rajerison Nicole Véronique, Indépendant

–          Brigitte Ravaoarisoa, Mientana ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara

–          Rasolomanoa Voahanginirina

–          Rasoazanamaka Herisolo

–          Nicole Lemaire

–          Rabemalala Isabelle Marie Martine

–          Amina Ahmed, Association Elan du Chœur

–          Marie Zenaïde Ramampy, Présidente du REFAMP (Réseau des Femmes Africaines Ministres et Parlementaires)

–          Noro Ravaozanany, Présidente du CNFM (Conseil National des Femmes de Madagascar)

–          Ralandison Fenosoa, Présidente Fikambanana « Olombelona no harena »

–          Ramanisa Perline Robivelosoloniaina, Présidente de l’Association FLASHMAD

–          Rakotondraibe Eléonore Lydia, Présidente de l’Association des Jeunes curieux à l’avenir AJCA

–          Andrianasoloarijaona Christine, Candidate Tana Atsimondrano

–          Ralimanana Haingovola, MAF

–          Randrianarisoa Diamondra Mamy H, Jeune AREMA

–          Andrianarivelo Nasolo Christiane, Madagasikara Tia Tanindrazana

–          Andriamanantsoa Lalanirina Viviane, AVANA

–          Mireille Rabenoro, Vice Présidente FAWE Madagascar

–          Razafiniarinoro Hélène, Présidente de l’Association Villageoise pour le Développement de Madagascar, Candidate Député

–          Ratsifandrihamanana Bako, Candidate député IIIème Arrondissement, Présidente Association AIDE Nouvelle Génération (Action Initiative Développement et Entrepreneuriat)

–          Andriamanantena Anna Géraldine NENIFARA, Candidate député Antananarivo Atsimondrano

–          Dr Innocente, Présidente de l’UFLAM IIème Arrondissement

–          Andremanisa Louise Jessica, Vice Présidente de l’Association Humanitaire Miarina

–          Yvonne Rabenja Rasoavelomanana, Indépendante

Publicités
par cnfmadagascar Posté dans accueil

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s